plt_tn/job/22/09.md

24 lines
545 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
# Nalefanao maina ny mpitondratena
"nalefanao tamin-tanampolo ny mpitondratena"
# mpitondratena
vehivavy maty vady
# ny tanan'ireo kamboty dia notapahina
Ny "tanana" eto dia manondro fahefana. DH: "ary dia nampahorianao ireo kamboty"
# fandrika ny manodidina anao rehetra ...Misy ny aizina ... ny rano be mandrakotra anao
Ireo sarin-teny ireo dia samy midika fa misy olana sy loza manodidina an'i Joba rehetra nohon'ny fahotany.
# rano be
"tondr-drano"