plt_tn/job/22/09.md

545 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

Nalefanao maina ny mpitondratena

"nalefanao tamin-tanampolo ny mpitondratena"

mpitondratena

vehivavy maty vady

ny tanan'ireo kamboty dia notapahina

Ny "tanana" eto dia manondro fahefana. DH: "ary dia nampahorianao ireo kamboty"

fandrika ny manodidina anao rehetra ...Misy ny aizina ... ny rano be mandrakotra anao

Ireo sarin-teny ireo dia samy midika fa misy olana sy loza manodidina an'i Joba rehetra nohon'ny fahotany.

rano be

"tondr-drano"