forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
904 B
Markdown
24 lines
904 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
|
|
|
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
|
|
|
|
# efa nangataka antoka tamin'ny findramam-bola
|
|
|
|
Io dia manondro mpampindrana maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahazoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana.
|
|
|
|
# efa nanendaka fitafiana tamin'izay nitanjaka ianao
|
|
|
|
Elifaza dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fangalany ny lamba tamin'ny mahantra izay taminy mba ho fiarovana.
|
|
|
|
# namihina mofo
|
|
|
|
Ny "mofo" eto dia manondro sakafo amin'ny ankapobeny. DH: namihina sakafo"
|
|
|
|
# izay nanana ny tany ...izay nonina tamin'izany.
|
|
|
|
Elifaza dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fangalany ny tany tamin'ny mahantra sy ny tsy famelàny azy ireo honina ao amin'izany. Manamafy io zavatra io amin'ny filazany izany indroa miantaona izy.
|
|
|
|
# nanana ny tany
|
|
|
|
Manitatra ny amin'ny hamaron'ny tany izay nananan'i Joba i Elifaza mba hanehoany fa izy dia tia tena. DH: "nanana tany maro"
|