plt_tn/job/22/06.md

904 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

efa nangataka antoka tamin'ny findramam-bola

Io dia manondro mpampindrana maka zavatra avy amin'ny mpindrana mba hahazoany antoka fa hanefa ny azy ilay mpindrana.

efa nanendaka fitafiana tamin'izay nitanjaka ianao

Elifaza dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fangalany ny lamba tamin'ny mahantra izay taminy mba ho fiarovana.

namihina mofo

Ny "mofo" eto dia manondro sakafo amin'ny ankapobeny. DH: namihina sakafo"

izay nanana ny tany ...izay nonina tamin'izany.

Elifaza dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fangalany ny tany tamin'ny mahantra sy ny tsy famelàny azy ireo honina ao amin'izany. Manamafy io zavatra io amin'ny filazany izany indroa miantaona izy.

nanana ny tany

Manitatra ny amin'ny hamaron'ny tany izay nananan'i Joba i Elifaza mba hanehoany fa izy dia tia tena. DH: "nanana tany maro"