forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
338 B
Markdown
12 lines
338 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
|
|
|
Manomboka mamaly ny fanamelohan'i Zofara i Joba.
|
|
|
|
# Mahareta amiko
|
|
|
|
"mamelà ahy" na "manàna faharetana amiko"
|
|
|
|
# manesoa hatrany
|
|
|
|
"afaka manohy ny fanesoana ahy ianao." Mampiasa io fanesoana io i Joba mba hilazana an-kolaka fa hanao tsinontsinona izay holazainy ary haneso azy hatrany ireo namany.
|