# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manomboka mamaly ny fanamelohan'i Zofara i Joba. # Mahareta amiko "mamelà ahy" na "manàna faharetana amiko" # manesoa hatrany "afaka manohy ny fanesoana ahy ianao." Mampiasa io fanesoana io i Joba mba hilazana an-kolaka fa hanao tsinontsinona izay holazainy ary haneso azy hatrany ireo namany.