plt_tn/job/20/12.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.
# Na dia mamy ao am-bavany aza ny haratsiana
Ny "faharatsiana mamy" dia mampiseho fitiavana manao zava-dratsy. DH: "na dia izany aza dia fahafinaretana ho azy tahaka ny tsiron-tsakafo mamy ao am-bavany ny manao zava-dratsy
# na dia manafina ...tsy mamela izany handeha
Io mampiseho faniriana ny hanohy ny fankafizana ny faharatsiana tahaka ny faniriana hanohy ny fankafizana ny tsiron'ny sakafo izay tazomina ao am-bava.
# mivadika mangidy ny sakafo ao anaty tsinainy
Rehafa mivadika mangidy ao anaty tsinay ny sakafo, dia miteraka faharariana sy tsiro mangidy. Io diansarin-tenin'ny fiainan'ny olona iray fanaintainana vokatry ny fanaovana zava-dratsy. DH: "ireo zava-dratsy ireo dia lasa toy ny sakafo izay mivadika ho mangidy ao an-kibo" na "ny vokatr'ireo zava-dratsy ireo dia fanaintainana tahaka ny sakafo izay marikivy ao an-kibo"
# zary poizina bibilava ao anatiny izany
Io sarin-teny io ia ratsy kokoa noho ny sakafo marikivy ao an-kibo. Io dia sarin-tenin'ny olona mizaka ny vokatry ny fanaovana zava-dratsy. DH: "ny vokatry ny fanaovana ireo zava-dratsy ireo dia maharary tahaka ny poizina avy amin'ny bibilava ao anatiny"