plt_tn/job/19/13.md

724 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba.

Nanaisotra ireo rahalahiko lavitra ahy Izy

Ny "lavitra" olona dia mampiseho ny tsy fahavononana hifandray aminy na hanampy azy. DH: "Nataon'Andriamanitra nipetraka lavitra ahy ireo rahalahiko" na "nataon'Andriamanitra nandà tsy hanampy ahy ny rahalahiko"

nihafahafa tamiko tanteraka ireo olom-pantatro

DH: "nampihafahafa ny tenan'izy ireo tamiko ny olom-pantatro" na "heverin'ireo namako ho vahiny aho"

Nahafoy ahy ireo havako

"Nanda ahy tsy namela fanampiana ny havako"

efa nanadino ahy

Io dia midika fa mandà ny hitondra azy toy ny fifandraisan'izy ireo tany aloha izy ireo. DH: "efa nadao ahy" na "nandà ahy"