# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'ireo namany telo i Joba. # Nanaisotra ireo rahalahiko lavitra ahy Izy Ny "lavitra" olona dia mampiseho ny tsy fahavononana hifandray aminy na hanampy azy. DH: "Nataon'Andriamanitra nipetraka lavitra ahy ireo rahalahiko" na "nataon'Andriamanitra nandà tsy hanampy ahy ny rahalahiko" # nihafahafa tamiko tanteraka ireo olom-pantatro DH: "nampihafahafa ny tenan'izy ireo tamiko ny olom-pantatro" na "heverin'ireo namako ho vahiny aho" # Nahafoy ahy ireo havako "Nanda ahy tsy namela fanampiana ny havako" # efa nanadino ahy Io dia midika fa mandà ny hitondra azy toy ny fifandraisan'izy ireo tany aloha izy ireo. DH: "efa nadao ahy" na "nandà ahy"