plt_tn/job/19/01.md

519 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Miresaka amin'ireo namany telo i Joba.

"Hafiriana no hampijalianareo ahy sy hamotipotehinareo ahy amin'ny teny

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitarainany ny amin'ny fitondran'ireo namany azy. DH: "Atsaharo ny fampijaliana ahy sy ny famotipotehana ahy amin'ny teny."

hamotipotehinareo ahy amin'ny teny

Mampiasa io sarin-teny io i Joba mba hilazana fa ny tenin'izy ireo dia mahatonga azy halahelo sy tsy hanana fanantenana. DH: "ary mampijaly ahy amin'ny teninareo"