# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Miresaka amin'ireo namany telo i Joba. # "Hafiriana no hampijalianareo ahy sy hamotipotehinareo ahy amin'ny teny Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitarainany ny amin'ny fitondran'ireo namany azy. DH: "Atsaharo ny fampijaliana ahy sy ny famotipotehana ahy amin'ny teny." # hamotipotehinareo ahy amin'ny teny Mampiasa io sarin-teny io i Joba mba hilazana fa ny tenin'izy ireo dia mahatonga azy halahelo sy tsy hanana fanantenana. DH: "ary mampijaly ahy amin'ny teninareo"