plt_tn/job/18/09.md

1.5 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy miteny i Bildada ary mampiasa sarin-teny mitovy telo mba hanositsoritana ny fisedran'ny olona rasty fanahy loza tsy ampoizina.

Hisy fandrika hahazo azy...ny fandrika...Misy fandrika iray...ary fandrika iray ho azy eo amin'ny lalana

Ireo andian-tenhy efatra ireo dai miresaka ny olona ratsy fanahy miaina anaty loza toy ny hoe tratran'ny fandrika izy. DH: "Ho toy ny hoe misy fandrika hahazo azy ...ny fandrika ...Misy fandrika iray ...ary fandrika iray ho azy eo amin'ny lalana"

fandrika

Nampiasain'ny olona io karazana fandrika io io mba hisamborana vorona. Nandrapaka sy nanidy ary nifatotra eo amin'ny tongotr'ilay vorona.

hahazo azy amin'ny kitro

Eto, ny "kitro" dia manondro ny tongotra iray manontolo. DH: "hihazona azy amin'ny tongony"

Misy fandrika iray miafina ho azy eo amin'ny tany

DH: "misy manafina fandrika amin'ny tany mba hisamborana azy"

fandrika

vela-tady izay mandrapaka ny tongotry ny biby rehefa mamindra eo afovoan'ilay vela-tady ilay biby

fandrika iray ho azy

Ny teny tsy ampy dia azo tovanana. DH: "ary misy fandrika iray miafina eo amin'ny lalana mba hisamborana azy" na "ary hisy olona hanafina fandrika mba hisamborana azy eny amin'ny lalany"

Hampatahotra azy ny fampihorohoroana amin'ny sisiny rehetra

"Hampitahotra azy ny horohoro manodidina"

hanenjika azy amin'ny kitrony izy ireo

Io dia miresaka ny zavatra izay mampitahotra ny olona ratsy fanahy toy ny hoe misy fahavalo mihaza azy. DH: "Ny mpampihorohoro manodidina no hihaza azy"