plt_tn/job/17/04.md

766 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy miteny i Joba.

nitana ny fon'izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo namany. Izy ireo dia tondroina amin'ny alalan'ny "fon'izy ireo" mba hanamafisana ny fihetsem-pon'izy ireo. DH: "nitazona azy ireo" na "nitazona ireo namako"

tsy hanandratra azy ireo ho amboniko Ianao

"tsy hamela azy ireo handresy ahy Ianao"

Izy izay

"olona izay"

miampanga ireo namany tamin'ny valisoa

"miampanga am-pitaka ny namany mba hahazoana tombontsoa" na "mamitaka ny namany mba hahazoana valisoa"

ho pahina ireo mason'ny zanany

Ny zanak'olona eto dia ampitahaina amin'ny mason'izy ireo." Io andian-teny io dia mamaritra ny fijalian'ny zaza nohon'ny nataon-drainy na ny reniny. DH: "hijaly ny amin'izany ny zanany"