plt_tn/job/17/04.md

24 lines
766 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy miteny i Joba.
# nitana ny fon'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo namany. Izy ireo dia tondroina amin'ny alalan'ny "fon'izy ireo" mba hanamafisana ny fihetsem-pon'izy ireo. DH: "nitazona azy ireo" na "nitazona ireo namako"
# tsy hanandratra azy ireo ho amboniko Ianao
"tsy hamela azy ireo handresy ahy Ianao"
# Izy izay
"olona izay"
# miampanga ireo namany tamin'ny valisoa
"miampanga am-pitaka ny namany mba hahazoana tombontsoa" na "mamitaka ny namany mba hahazoana valisoa"
# ho pahina ireo mason'ny zanany
Ny zanak'olona eto dia ampitahaina amin'ny mason'izy ireo." Io andian-teny io dia mamaritra ny fijalian'ny zaza nohon'ny nataon-drainy na ny reniny. DH: "hijaly ny amin'izany ny zanany"