plt_tn/job/16/13.md

16 lines
1.1 KiB
Markdown

# Manodidina ahy ireo mpanipy zana-tsipìkany
Joba dia miresaka ny tenany ho tarigetran'ny fanafian'Andriamanitra ho toy ny hoe nametraka azy ho zava-kendrena ary manana tsipìka hamelezana azy Andriamanitra. DH: "toy ny hoe nanodidina ahy mpanipy zana-tsipìkany"
# tsindronin' Andriamanitra tsy hananany hantra ny voako; ararany amin'ny tany ny aferoko
Miresaka ny fanaintainana tsapany amin'ny alan'ny fampitahana izany amin'ny fanindronan'Andriamanitra ny tenany amin'ny tsipìka i Joba. Ny "Andriamanitra" eto dia mampiseho ny tsipìka hitifirany. DH: "tsapako ho toy ny nanindrona ny voako sy ny atiko ary nandratraka ny aferoko tamin'ny tany ny tsipìkan'Andriamanitra. Tsy mihantra ahy Izy"
# Velesiny hatrany hatrany ny rindriko
Miresaka ny fanaintainana izay tsapany amin'ny alalan'ny fampitahana ny tenany amin'ny rindrina izay potehin'Andriamanitra i Joba. DH: "Tsapako ho toy rindrina izay potehin'Adriamanitra aho" na "tsapako ho toy ny rindrina ravan'Andriamanitra aho"
# mihazakazaka manatona ahy toy ny mpiady Izy
Soritan'i Joba ho toy ny miaramila mamely azy Andriamanitra. DH: "toy ny hoe mpiady mihazakazaka manatona ahy mba hanafika ahy Izy"