plt_tn/job/16/09.md

654 B

Tao anaty hatezerana no namotehan'Andriamanitra sy nanenjehany ahy... nandrava ahy Izy

Ny fampanaintain'Andriamanitra an'i Joba dia resahina toy ny hoe bibidia ka i Joba no hazany izay novonoiny. DH: "satria tezitra mafy amiko Andriamanitra, dia noheverina ho bibidia izay mandriatra ny vatako amin'ny nifiny izy satria izy no fahavaloko"

ny fahavaloko

Manondro an'Andriamanitra ho "fahavalony" i Joba araka ny namaritany ny fampanaintainana mafy nataony azy.

nanondro maso ahy

Io dia fomba fiteny. DH: "mivandravandra amiko"

Nisanasana vava tamiko ny olona

Ny "misanasana" dia midika ho mijery amim-pahatalanjonana no sady midanaka vava.