plt_tn/job/16/09.md

16 lines
654 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tao anaty hatezerana no namotehan'Andriamanitra sy nanenjehany ahy... nandrava ahy Izy
Ny fampanaintain'Andriamanitra an'i Joba dia resahina toy ny hoe bibidia ka i Joba no hazany izay novonoiny. DH: "satria tezitra mafy amiko Andriamanitra, dia noheverina ho bibidia izay mandriatra ny vatako amin'ny nifiny izy satria izy no fahavaloko"
# ny fahavaloko
Manondro an'Andriamanitra ho "fahavalony" i Joba araka ny namaritany ny fampanaintainana mafy nataony azy.
# nanondro maso ahy
Io dia fomba fiteny. DH: "mivandravandra amiko"
# Nisanasana vava tamiko ny olona
Ny "misanasana" dia midika ho mijery amim-pahatalanjonana no sady midanaka vava.