plt_tn/job/15/27.md

476 B

Marina izany

"izany" dia manondro ny ratsy fanahy mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra tao amin'ny andininy teo aloha.

nanafina ny tavany tamin'ny taviny sy namory tavy ho an'ny valahany aza izy

Io olona ratsy fanahy io dia faritana ho matavy sy malemy, raha mino ny tenany ho mahery tanteraka mba handresy an'Andriamanitra. DH: "malemy amin'ny tava matavy sy valahana matavy izy"

izay tsy misy mipetraka

"izay nilaozana"

korotam-bato

"faharavana" na "fako"