forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
476 B
Markdown
16 lines
476 B
Markdown
|
# Marina izany
|
||
|
|
||
|
"izany" dia manondro ny ratsy fanahy mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra tao amin'ny andininy teo aloha.
|
||
|
|
||
|
# nanafina ny tavany tamin'ny taviny sy namory tavy ho an'ny valahany aza izy
|
||
|
|
||
|
Io olona ratsy fanahy io dia faritana ho matavy sy malemy, raha mino ny tenany ho mahery tanteraka mba handresy an'Andriamanitra. DH: "malemy amin'ny tava matavy sy valahana matavy izy"
|
||
|
|
||
|
# izay tsy misy mipetraka
|
||
|
|
||
|
"izay nilaozana"
|
||
|
|
||
|
# korotam-bato
|
||
|
|
||
|
"faharavana" na "fako"
|