forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.2 KiB
Markdown
20 lines
1.2 KiB
Markdown
# Elifaza ilay Temanita
|
|
|
|
Io dia anran-dehilahy. Olona avy any Temana dia fantatra amin'ny hoe Temanita. Adikao toy ny ao amin'ny 2:11.
|
|
|
|
# Tokony hamaly amin'ny fahalalana tsy misy dikany ve ny olon-kendry iray ka hameno ny tenany amin'ny rivotra avy any atsinanana
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana fampisainana io i Elifaza mba hitenenana mafy an'i Joba. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "tsy tokony hamaly amin'ny fahalalana tsy misy dikany ny olon-kendry na hameno ny tenany amin'ny rivotra avy any atsinana"
|
|
|
|
# hameno ny tenany amin'ny rivotra avy any atsinanana
|
|
|
|
Ny rivotra dia mampiseho fahafoanana. Io andian-teny io dia miresaka olona miteny zava-poana sy teny tsy misy dikany izay olona feno rivotra. DH: "Mameno ny tenany amin'ny teny foana" na "teny tsy misy dikany ihany no hanany"
|
|
|
|
# rivotra avy any atsinanana
|
|
|
|
"rivotra mafana" (UDB) na "rivotry ny efitra"
|
|
|
|
# Tokony handahatra amin'ny teny tsy mahasoa ve izy na amin'ny lahateny izay tsy hanasoavany akory?
|
|
|
|
Mampiasa io teny fampisainana io mba hitenenana mafy an'i Joba. Io dia azo adikaho fanambarana. DH: "tsy tokony hifandahatra amin'ny resaka tsy mahasoa izay tsy hanasoavany akory izy" na "tsy tokony hiady hevitra amin'ny resaka tsy mahasoa na fanaovaona lahateny izay tsy manatanteraka fanasoavana izy"
|