plt_tn/job/14/20.md

714 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba

Mandresy azy mandrakariva Ianao

Ny teny "azy" dia mampiseho olona. DH: "mandresy olona mandrakariva Ianao" na "mandresy vahoaka mandrakariva Ianao"

lasàna izy

Ny fahalasanana dia mampiseho fahafatesana. DH: "Maty izy"

ovainao ny tavany

Ireo mety ho heviny dia 1) ny fanaintainana mialohan'ny hampiketronan'ny fahafatesana ny tavany mihitsy na 2) rehefa maty ny olona iray, dia ataon'Andriamanitra hafahafa ny tavany.

halefanao mba ho faty izy

Io dia mampiseho ny famelana azy ho faty.

raha haetry izy ireo

Ny fanetrena dia mampiseho fahamenarana. DH: "Raha afa-baraka izy ireo" na "raha menatra izy ireo"