plt_tn/job/14/20.md

24 lines
714 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba
# Mandresy azy mandrakariva Ianao
Ny teny "azy" dia mampiseho olona. DH: "mandresy olona mandrakariva Ianao" na "mandresy vahoaka mandrakariva Ianao"
# lasàna izy
Ny fahalasanana dia mampiseho fahafatesana. DH: "Maty izy"
# ovainao ny tavany
Ireo mety ho heviny dia 1) ny fanaintainana mialohan'ny hampiketronan'ny fahafatesana ny tavany mihitsy na 2) rehefa maty ny olona iray, dia ataon'Andriamanitra hafahafa ny tavany.
# halefanao mba ho faty izy
Io dia mampiseho ny famelana azy ho faty.
# raha haetry izy ireo
Ny fanetrena dia mampiseho fahamenarana. DH: "Raha afa-baraka izy ireo" na "raha menatra izy ireo"