forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1018 B
Markdown
16 lines
1018 B
Markdown
# Mety aminareo tokoa ve raha mizaha anareo Izy?
|
|
|
|
Eto, ny "mitady" dia sarin-tenin'ny "mizaha anareo." Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hampitandremana ireo namany fa raha mizaha azy ireo Andriamanitra, dia hilaza izy manao ny tsy mety izy ireo. DH: "Raha mizaha anreo Andriamanitra, dia tsy ho tsara aminareo izany."
|
|
|
|
# Afaka ny hamitaka Azy tahaka ny mety ho famitahanareo olona ve ianareo?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hampitandremana ireo namany fa mahalala ny marina rehatra mahakasika azy ireo Andriamanitra. DH: "Mety hahavita hamitaka olona ianareo, kanefa tsy afaka hamitaka an'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Hananatra anareo
|
|
|
|
"hiteny mafy"
|
|
|
|
# raha nampiseho fiangarana miafina ianareo
|
|
|
|
Ny fanehoana fiangarana dia manondro ny fitenenana zavatra tsara mahakasika olona ihany mba hilazan'ny mpitsara fa marina ilay olona. Ny fanaovana izany mangina dia midika fa mody miteny ara-drariny, kanefa tena mankasitraka olona iray eo amin'ireo hafa. DH: "raha maneho fankasitrahana mangina amin'ny hafa ianareo"
|