forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny Foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy ny fitenenany amin'ireo namany i Joba.
|
|
|
|
# henoy ny fiangavian'ny molotro
|
|
|
|
Eto, ny "molotra" dia mampiseho ny olona miteny. DH: "mihinoa ny fitalahoan'ny tenako"
|
|
|
|
# Hiteny amin'ny tsy fahamarinana... amim-pitaka ho Azy?
|
|
|
|
Mampiasa ireo fanontaniana roa ireo i Joba mba hitenenenany mafy ireo namany ny amin'ny fitenenana tsy amim-pahamarinana. DH: "Mihevitra ianareo fa miresaka amin'Andriamanitra, kanefa miresaka tsy amim-pahamarinana ianareo. Miresaka amim-pitaka ianareo"
|
|
|
|
# miteny amim-pitaka
|
|
|
|
"mandainga" na "milaza lainga"
|
|
|
|
# Tena hiady...mba ho vavolombelon'Andriamanitra?
|
|
|
|
Ny fanehoana fahatsorana amin'Andriamaitra dia mampiseho fanampiana an'Andriamanitra na fiarovana an'Andriamanitra mba hanoherena fitarainan'i Joba. Mampiasa ireo fanontaniana ireo i Joba mba hitenenany mafy ireo namany ny amin'ny fiheverana fa afaka miaro an'Andriamanitra izy ireo. DH: "mihevitra ianareo fa afaka miaro an'Andriamanitra. Mihevitra ianareo fa afaka mifandahatra amin'Andriamanitra toy ny vavolombelona eo amin'ny fitsarana"
|