forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
964 B
Markdown
16 lines
964 B
Markdown
# Maneho zavatra lalina avy ao amin'ny aizina Izy
|
|
|
|
Ny fanehoana zavatra dia mampiseho ny fampahafantarana azy ireo. "Zava-dalina avy ao amin'ny aizina" dia mampiseho ireo tsiambaratelo izay tsy fantatry ny olona. DH: "Mampahafantatra ireo tsiambaratelo izay tsy fantatry ny olona Izy"
|
|
|
|
# mamoaka ny aloka izay misy ireo olona maty ho amin'ny fahazavana
|
|
|
|
Ny fitondrana zavatra mivoaka ho amin'ny mazava dia mampiseho ny fampahafantarana azy ireo. DH: "mampahafantatra ny toerana misy ny olona maty"
|
|
|
|
# manitatra ireo firenena Izy
|
|
|
|
"Ataony miha lehibe hatraiza hatraiza ny tanin'ny vondron'olona" na "Ampahazoany tany maro kokoa ireo firenena"
|
|
|
|
# tarihany toy ny voafonja ihany koa izy ireo
|
|
|
|
Ny fitarihan'Andriamanitra ireo firenena dia mampiseho fanaovan'Andriamanitra azy ireo ho tarihin'ny fahavalony. Ny teny "izy ireo" dia mampiseho ireo firenena, izay eto dia mampiseho ny olon'ireo firenena ireo. DH: "Ataony mitarika azy ireo toy ny voafonja ny fahavalony"
|