plt_tn/job/11/20.md

511 B

Fa ho pahina ny mason'ny olona ratsy fanahy

Ny mason'izy ireo dia maneho ny fahazavan-tsain'izy ireo. DH: "ny fahazavan-tsain'ny olona ratsy fanahy dia tsy hahomby" na "ny olona ratsy fanahy dia tsy hahatakatra"

ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fialan'aina farany

Ny anarana fanantenana dia azo adika amin'ny matoanteny "manantena." Ny fialan'aina farany dia maneho fahafatesana. DH: "Ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fiainana ny fara-fofon'ain'izy ireo" na "Ny ho faty ihany no fanantenan'izy ireo"