# Fa ho pahina ny mason'ny olona ratsy fanahy Ny mason'izy ireo dia maneho ny fahazavan-tsain'izy ireo. DH: "ny fahazavan-tsain'ny olona ratsy fanahy dia tsy hahomby" na "ny olona ratsy fanahy dia tsy hahatakatra" # ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fialan'aina farany Ny anarana fanantenana dia azo adika amin'ny matoanteny "manantena." Ny fialan'aina farany dia maneho fahafatesana. DH: "Ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fiainana ny fara-fofon'ain'izy ireo" na "Ny ho faty ihany no fanantenan'izy ireo"