plt_tn/job/11/18.md

628 B

Ho voaaro ianao...hitsahatra am-pilaminana

Mamerina hevitra iray i Zofara mba hanamafisana sy hanoritana ny fietezany.

hanana fitsaharana am-pilaminana ianao

"hanana fitsaharana am-pilaminana" dia fomba fiteny ho an'ny "mitsahatra." Ny andian-teny "am-pilaminana" dia azo adika amin'ny teny hoe "soa aman-tsara." DH: hitsahatra soa aman-tsara"

Handry am-pitsaharana koa ianao...sitraka aminao

Mamerina hevitra mitovy i Zofara mba hanamafisana sy hanoritsoritana ny fietezana.

Handry am-pitsaharana koa ianao

Ny anarana "fitsaharana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mitsahatra." DH: "Handry ianao ka hitsahatra"