plt_tn/job/11/18.md

16 lines
628 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho voaaro ianao...hitsahatra am-pilaminana
Mamerina hevitra iray i Zofara mba hanamafisana sy hanoritana ny fietezany.
# hanana fitsaharana am-pilaminana ianao
"hanana fitsaharana am-pilaminana" dia fomba fiteny ho an'ny "mitsahatra." Ny andian-teny "am-pilaminana" dia azo adika amin'ny teny hoe "soa aman-tsara." DH: hitsahatra soa aman-tsara"
# Handry am-pitsaharana koa ianao...sitraka aminao
Mamerina hevitra mitovy i Zofara mba hanamafisana sy hanoritsoritana ny fietezana.
# Handry am-pitsaharana koa ianao
Ny anarana "fitsaharana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mitsahatra." DH: "Handry ianao ka hitsahatra"