plt_tn/job/11/15.md

931 B

hanandratra ny tavanao tsy misy famantarana henatra tokoa ianao

"manandratra ny tavanao" dia mampiseho ny fahazaran'ny olon iray izay matoky sy e herim-po.

ho tsaroanao toy ny rano izay nikoriana fotsiny izany

Mapitaha ny fahoriana amin'ny rano mikoriana ka misosa i Zofara. DH: " Ho tsaroanao tokoa izany, fa ny fahoriana dia ho lasa, tahaka ny rano izay efa nikoriana"

Hamiratra...toy ny maraina izany.

Mamerina hevitra mitovy i Zofara mba hanamafisana.

Hamiratra noho ny amin'ny mitataovovonana ny fiainanao

Ny famiratana dia maneho fananan-karena sy hafaliana. DH: "Ho voahambina sy ho fifaliana tahaka ny mitatao vovonana ny fiainanao".

na dia nisy aizina aza

Ny aizina dia mampiseho loza sy alahelo. DH: "na dia nisy aza ny loza sy ny alahelo"

ho tonga toy ny maraina izany

Ny maraina dia mampiseho hazavana, izay mampiseho fanambinana sy fifaliana. DH: "ho voahambina sy faly tahaka ny maraina izany"