# hanandratra ny tavanao tsy misy famantarana henatra tokoa ianao "manandratra ny tavanao" dia mampiseho ny fahazaran'ny olon iray izay matoky sy e herim-po. # ho tsaroanao toy ny rano izay nikoriana fotsiny izany Mapitaha ny fahoriana amin'ny rano mikoriana ka misosa i Zofara. DH: " Ho tsaroanao tokoa izany, fa ny fahoriana dia ho lasa, tahaka ny rano izay efa nikoriana" # Hamiratra...toy ny maraina izany. Mamerina hevitra mitovy i Zofara mba hanamafisana. # Hamiratra noho ny amin'ny mitataovovonana ny fiainanao Ny famiratana dia maneho fananan-karena sy hafaliana. DH: "Ho voahambina sy ho fifaliana tahaka ny mitatao vovonana ny fiainanao". # na dia nisy aizina aza Ny aizina dia mampiseho loza sy alahelo. DH: "na dia nisy aza ny loza sy ny alahelo" # ho tonga toy ny maraina izany Ny maraina dia mampiseho hazavana, izay mampiseho fanambinana sy fifaliana. DH: "ho voahambina sy faly tahaka ny maraina izany"