plt_tn/job/10/20.md

20 lines
836 B
Markdown

# Tsy vitsy ihany ve ny androko
Eto, ny "androko" ny mampiseho halavan'ny fiainan'i Joba. Io fanontanoiana io dia mitaky vali-teny tsara, mba hanamafisana fa tombon'andro fohy ihany no antenain'i Joba. Azo adiaka ho fanambarana io. DH: "Andro vitsy ihany sisa no hiainako." na "Hifarana tsy ho ela ny fiainako."
# aloky ny fahafatesana
Adikao tahaka ny tao amin'ny 3:4 io.
# maizina toy ny misasak'alina
Ny fahamaizinan'ny toerana izay alehan'ny fanahin'ny olona maty dia ampitahaina amin'ny haizin'ny misasak'alina.
# tsy misy filaminana
Io andian-teny mandà io dia azo adika amin'ny endrika tsotra. DH: "feno fifanjevoan" na "any amin'izay mifanjevo"
# izay toy ny misasak'alina ny hazavana
Ny hazavan'ny toerana izay alehan'ny fanahin'olona maty dia ampitahaina amin'ny misasak'alina. DH: "any amin'izay tsy misy hazavana"