plt_tn/job/10/20.md

836 B

Tsy vitsy ihany ve ny androko

Eto, ny "androko" ny mampiseho halavan'ny fiainan'i Joba. Io fanontanoiana io dia mitaky vali-teny tsara, mba hanamafisana fa tombon'andro fohy ihany no antenain'i Joba. Azo adiaka ho fanambarana io. DH: "Andro vitsy ihany sisa no hiainako." na "Hifarana tsy ho ela ny fiainako."

aloky ny fahafatesana

Adikao tahaka ny tao amin'ny 3:4 io.

maizina toy ny misasak'alina

Ny fahamaizinan'ny toerana izay alehan'ny fanahin'ny olona maty dia ampitahaina amin'ny haizin'ny misasak'alina.

tsy misy filaminana

Io andian-teny mandà io dia azo adika amin'ny endrika tsotra. DH: "feno fifanjevoan" na "any amin'izay mifanjevo"

izay toy ny misasak'alina ny hazavana

Ny hazavan'ny toerana izay alehan'ny fanahin'olona maty dia ampitahaina amin'ny misasak'alina. DH: "any amin'izay tsy misy hazavana"