plt_tn/job/10/12.md

24 lines
834 B
Markdown

# Nomenao fiainana sy fanekena mahatoky aho
Eto, ny anaran "fiainana" dia midika ho fiainana hita maso ary ny "fanekena mahatoky" dia manondro ny fahatokian'Andriamanitra amin'ny fampanantenany. Ireo dia azo adika ho matoanteny. DH: "Navelanao hiaina aho ary niaro ahy tamim-pahatokiana ianao"
# ny fiahianao
"ny firaharahianao"
# niambina ny fanahiko
Eto, ny "fanahy" dia mampiseho ny fiainan'i Joba. DH: "niaro ahy" na "niambina ahy tokoa"
# zavatra izay nafeninao tao am-ponao
Eto, ny "ireo zavatra ireo" dia manondro ny zavatra voalaza ao amin'ny andininy izay manaraka.
# zavatra izay nafeninao tao am-ponao
Ny "nafeninao tao am-ponao" eto dia midika ny fanafenan'Andriamanitra sy fitazomany ireo ho tsiambaratelo. DH: "ireo zavatra ireo izay notazominao ho tsiamabaratelo"
# ho tsikaritrao izany
"hiambina ahy ianao"