plt_tn/job/10/04.md

1.3 KiB

Manana maso-nofo ve Ianao? Mahita toy ny fahitan'ny olona ve Ianao?

Tsy lavitry ny fitoviana ny dikan'ireo fanontaniana roa ireo. Ireo fanontaniana ireo dia mitaky valin-teny ratsy mba hanamafisana fa Andriamanitra dia tsy mahita na mahatakatra zavatra tahaka ny atao'ny olona. Azo aseho ho fanambarana ireo. DH: "Tsy manana maso nofo ianao, ary tsy mahita tahaka ny fijerin'olona ianao."

Moa ireo andronao ve toy ny andron'ny olombelona na ny taonanao toy ireo taonan'ny olona...tsy misy olona afaka hanavotra ahy eo am-pelatananao?

Io fanontaniana io dia mitaky valin-teny ratsy mba hanamafisana fa Andriamanitra dia mandrikazay ary ny andon'olombelona die voafetra. Azo atao fanambarana io. DH: "Ny andronao dia tsy tahaka ny andron'olombelona ary taonanao dia sy tahaka ny andron'olombelona...ary tsy misy olona afaka mamonjy ahy eo am-pelatananao."

ireo andronao ve toy ny andron'ny olombelona...ny taonanao toy ireo taonan'ny olona

Tsy dia mifankaiza ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo.

andronao

"ny isan'ny adronao"

ny taonanao

"ireo isan'ny taonanao"

karohinao ny heloko...henjehinao ny fahotako

Tsy dia mifankaiza ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo.

mikaroka

"mitady"

eo am-pelatananao

Ny "tananao" dia mampiseho ny herin'Andriamanitra. DH: "avy amin'ireo herina"