# Manana maso-nofo ve Ianao? Mahita toy ny fahitan'ny olona ve Ianao? Tsy lavitry ny fitoviana ny dikan'ireo fanontaniana roa ireo. Ireo fanontaniana ireo dia mitaky valin-teny ratsy mba hanamafisana fa Andriamanitra dia tsy mahita na mahatakatra zavatra tahaka ny atao'ny olona. Azo aseho ho fanambarana ireo. DH: "Tsy manana maso nofo ianao, ary tsy mahita tahaka ny fijerin'olona ianao." # Moa ireo andronao ve toy ny andron'ny olombelona na ny taonanao toy ireo taonan'ny olona...tsy misy olona afaka hanavotra ahy eo am-pelatananao? Io fanontaniana io dia mitaky valin-teny ratsy mba hanamafisana fa Andriamanitra dia mandrikazay ary ny andon'olombelona die voafetra. Azo atao fanambarana io. DH: "Ny andronao dia tsy tahaka ny andron'olombelona ary taonanao dia sy tahaka ny andron'olombelona...ary tsy misy olona afaka mamonjy ahy eo am-pelatananao." # ireo andronao ve toy ny andron'ny olombelona...ny taonanao toy ireo taonan'ny olona Tsy dia mifankaiza ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. # andronao "ny isan'ny adronao" # ny taonanao "ireo isan'ny taonanao" # karohinao ny heloko...henjehinao ny fahotako Tsy dia mifankaiza ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. # mikaroka "mitady" # eo am-pelatananao Ny "tananao" dia mampiseho ny herin'Andriamanitra. DH: "avy amin'ireo herina"