plt_tn/job/09/27.md

1.2 KiB

hanadino ireo fitarainako aho

Ny anarana "fitarainana" dia azo adika ho matoan-teny "mitaraina." DH: "Hitsatra amin'ny fitarainana aho" na "tsy hitaraina hanohitra an'Andriamanitra aho"

ireo fitarainako

Ny fampahafantarana ambadika dia azo tovanana. DH: "ny fintarainako hanohitra an'Andriamanitra"

hanala ny endriko malaheloko aho ka ho faly

Ny endrika malahelon'i Joba dia resahina toy ny zavatra izay azo esorina. DH: "Tsy hiendrika malahelo aho ka hitsiky"

hatahotra ny alaheloko rehetra aho

Ny andininy faha 28 sy 29 dia maneho ny mety ho vokany raha toa manao izay lazainy ao amin'ny andininy faha 27 i Joba. DH: "Ka hatahotra ny amin'ny alaheloko rehetra aho"

ny alaheloko rehetra

Ny anarana "alahelo" dia azo adika ho matoanteny "malahelo". DH: "inona no handratra ahy"

Ho melohina aho

"Ho ampangaina sy hosaziana aho." na "hanameloka ahy Andriamanitra"

tokony hiezaka tsy amin'ny antony ve aho?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisana ny mba tsy hiheverany fa tsy ilainy ny fihainoan'Andriamanitra. Ny fampahafantarana miafina mahakasika izay kasain'i Joba dia azo hazavaina. DH: "Tsy ilaina ny mahazo ny fihainoan'Andriamanitra"