plt_tn/job/09/10.md

866 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana fa Andriamanitra dia lehibe, tsy hita maso, ary andriana.

zavatra tsy takatry ny saina

"zavatra saro-tadiavina" na "zavatra izay tsy mety takatra na azo"

tsy hita isa

"izay tsy azo isaina"

Indro

"jereo" na "mihainao"

mandalo Izy

"mandalo" na "miserana"

Raha manaisotra zavatra Izy, iza no hahasakana Azy? Iza no afaka hiteny aminy hoe: 'Inona ity ataonao?'

Ireo dia fanontaniana fampisainana izay mitaky valin-teny "tsy minsy." Azo atao ho fanambarana ireo. DH: "Raha manaisotra zavatra izy, dia tsy misy mahasakana azy. Tsy misy afaka manontany azy hoe: 'Inona ity ataonao?'"

Raha manaisotra zavatra Izy

"Raha manaisotra olona izy" na "Raha te handrombaka zavatra izy"