plt_tn/job/09/10.md

28 lines
866 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana fa Andriamanitra dia lehibe, tsy hita maso, ary andriana.
# zavatra tsy takatry ny saina
"zavatra saro-tadiavina" na "zavatra izay tsy mety takatra na azo"
# tsy hita isa
"izay tsy azo isaina"
# Indro
"jereo" na "mihainao"
# mandalo Izy
"mandalo" na "miserana"
# Raha manaisotra zavatra Izy, iza no hahasakana Azy? Iza no afaka hiteny aminy hoe: 'Inona ity ataonao?'
Ireo dia fanontaniana fampisainana izay mitaky valin-teny "tsy minsy." Azo atao ho fanambarana ireo. DH: "Raha manaisotra zavatra izy, dia tsy misy mahasakana azy. Tsy misy afaka manontany azy hoe: 'Inona ity ataonao?'"
# Raha manaisotra zavatra Izy
"Raha manaisotra olona izy" na "Raha te handrombaka zavatra izy"