plt_tn/job/09/07.md

776 B

ilay manarona ireo kintana,

"manakana ny kintana tsy ho hita"

Izy tenany no mamelatra ny lanitra

Lazaina ho mpamorona ny lanitra tsy mila fanampiana Andriamanitra, toy ny hoe vita ny lanitra izay novelariny.

manosiosy ny onjan-dranomasina

Lazaina ho mpampitony ny ranomasina toy ny hoe amin'ny tongony. DH: "Mametraka ny tongony amin'ny onjan-dranomasina" na "mampitony ny onjan-dranomasina"

Bera, Telonohorefy, Ikotokelimiadilaona

Ireo dia manondro kintana, izay vondrona kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka.

Telonohorefy

mpihaza malaza amin'ny angano Grika

Ikotokelimiadilaona

kintana maro manjelatra izay mifanakaiky eny amin'ny habakabaka

kintana

vondron-kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka