plt_tn/job/09/07.md

28 lines
776 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ilay manarona ireo kintana,
"manakana ny kintana tsy ho hita"
# Izy tenany no mamelatra ny lanitra
Lazaina ho mpamorona ny lanitra tsy mila fanampiana Andriamanitra, toy ny hoe vita ny lanitra izay novelariny.
# manosiosy ny onjan-dranomasina
Lazaina ho mpampitony ny ranomasina toy ny hoe amin'ny tongony. DH: "Mametraka ny tongony amin'ny onjan-dranomasina" na "mampitony ny onjan-dranomasina"
# Bera, Telonohorefy, Ikotokelimiadilaona
Ireo dia manondro kintana, izay vondrona kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka.
# Telonohorefy
mpihaza malaza amin'ny angano Grika
# Ikotokelimiadilaona
kintana maro manjelatra izay mifanakaiky eny amin'ny habakabaka
# kintana
vondron-kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka