plt_tn/job/09/04.md

928 B

hendry am-po

Ny fo eto dia mampiseho ny anaty na eritreritra. DH: "hendry amin'ny fanapaha-keviny"

matanjaka amin'ny heriny

Ny anarana hoe "tanjaka" dia azo aseho toy ny mpamari-toetra "matanjaka." DH: "Mahery amin'ny fatanjahany"

iza no efa nanamafy ny tenany hanohitra Azy ka nahomby?

Io dia fanontaniana fampisainana izay mitaky valim-panontaniana "tsy misy." Azo atao ho toy fanambarana io. DH: "tsy mbolo nisy nanamafy ny tenany hanohitra azy ka nahomby."

nanamafy ny tenany hanohitra Azy

Manamafy tena dia midika ho mafy hatoka. DH: "manohitra azy" na "mihantsy azy"

Izy izay mamindra ny tendrombohitra

"Mamindra tendrombohitra Andriamanitra"

amin'ny fahatezerany

Io anarana "fahatezerana" io dia afaka aseho ho mpamari-toetra "tezitra." DH: "satria tezitra izy"

Izy izay manozongozona ny tany

"manozongozona ny tany Andriamanitra"

mampihovitrovitra ny andriny

"mampihovitrovitra ny fotony"