# hendry am-po Ny fo eto dia mampiseho ny anaty na eritreritra. DH: "hendry amin'ny fanapaha-keviny" # matanjaka amin'ny heriny Ny anarana hoe "tanjaka" dia azo aseho toy ny mpamari-toetra "matanjaka." DH: "Mahery amin'ny fatanjahany" # iza no efa nanamafy ny tenany hanohitra Azy ka nahomby? Io dia fanontaniana fampisainana izay mitaky valim-panontaniana "tsy misy." Azo atao ho toy fanambarana io. DH: "tsy mbolo nisy nanamafy ny tenany hanohitra azy ka nahomby." # nanamafy ny tenany hanohitra Azy Manamafy tena dia midika ho mafy hatoka. DH: "manohitra azy" na "mihantsy azy" # Izy izay mamindra ny tendrombohitra "Mamindra tendrombohitra Andriamanitra" # amin'ny fahatezerany Io anarana "fahatezerana" io dia afaka aseho ho mpamari-toetra "tezitra." DH: "satria tezitra izy" # Izy izay manozongozona ny tany "manozongozona ny tany Andriamanitra" # mampihovitrovitra ny andriny "mampihovitrovitra ny fotony"