plt_tn/job/08/19.md

866 B

fifalian'ny

ny valisoa, ny vokatry fitondrantena ratsin'ny olona izay tononiny an'eso amin'ny hoe "fifaliana"

fitondrana

"fihetsika" na "fomba fiainana"

zava-maniry hafa hitsimoka eo amin'ny nofon-tany mitovy eo amin'ny toerany

Manohy ny fanoharana tao amin'ny 8:16 ny mpanoratra eto. Ny olona tsy manana an'Andriamanitra dia ampitahaina amin'ny zava-maniry izay mandray ny toeran'ilay voalohany izay teo amin'ny haram-bato. DH: "Rehefa maty ny olona ratsy fanahy iray dia misy hafa mandray ny toerany" na "avy amin'ilay nofon-tany no hitomboan'ilay iray hafa."

hitsimoka

"maniry"

nofon-tany

"ilay tany vatoina"

eo amin'ny toerany

"amin'ny toeran'ilay olona tsy manana an'Andriamanitra"

na hitantana ny tanan'ny mpanao ratsy

"Tanana" dia mampiseho ny olona rehetra. "tsy hanohana ny mpanao ratsy izy" na "tsy hanohana ny mpanao ratsy izy"