plt_tn/job/08/19.md

28 lines
866 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fifalian'ny
ny valisoa, ny vokatry fitondrantena ratsin'ny olona izay tononiny an'eso amin'ny hoe "fifaliana"
# fitondrana
"fihetsika" na "fomba fiainana"
# zava-maniry hafa hitsimoka eo amin'ny nofon-tany mitovy eo amin'ny toerany
Manohy ny fanoharana tao amin'ny 8:16 ny mpanoratra eto. Ny olona tsy manana an'Andriamanitra dia ampitahaina amin'ny zava-maniry izay mandray ny toeran'ilay voalohany izay teo amin'ny haram-bato. DH: "Rehefa maty ny olona ratsy fanahy iray dia misy hafa mandray ny toerany" na "avy amin'ilay nofon-tany no hitomboan'ilay iray hafa."
# hitsimoka
"maniry"
# nofon-tany
"ilay tany vatoina"
# eo amin'ny toerany
"amin'ny toeran'ilay olona tsy manana an'Andriamanitra"
# na hitantana ny tanan'ny mpanao ratsy
"Tanana" dia mampiseho ny olona rehetra. "tsy hanohana ny mpanao ratsy izy" na "tsy hanohana ny mpanao ratsy izy"