plt_tn/job/08/04.md

515 B

fa nomeny teo an-tanan'ny fahotany izy ireo

"satria namela ny herin'ny fahotana mba hifehy azy ireo" na "nanasazy azy ireo tamin'ny alalan'ny vokatry ny fahotan'izy ireo izy."

Hevero fa nitady an'Andriamanitra tsara ianao ary nampiseho ny fangatahanao tamin'ilay Tsitoha

Ireo andian-teny ireo dia samy manondro ny fangatahan'i Joba fanampiana amin'Andriamanitra, na ny fitalahoana famindram-po amin'Andriamanitra.

nitady an'Andriamanitra tsara

"Mangataka famindram-po amin-kafanam-po amin'Andriamanitra"