# fa nomeny teo an-tanan'ny fahotany izy ireo "satria namela ny herin'ny fahotana mba hifehy azy ireo" na "nanasazy azy ireo tamin'ny alalan'ny vokatry ny fahotan'izy ireo izy." # Hevero fa nitady an'Andriamanitra tsara ianao ary nampiseho ny fangatahanao tamin'ilay Tsitoha Ireo andian-teny ireo dia samy manondro ny fangatahan'i Joba fanampiana amin'Andriamanitra, na ny fitalahoana famindram-po amin'Andriamanitra. # nitady an'Andriamanitra tsara "Mangataka famindram-po amin-kafanam-po amin'Andriamanitra"