forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
631 B
Markdown
12 lines
631 B
Markdown
# Mandra-pahoviana izany alohan'ny hialanao amiko, alohan'ny hamelanao ahy irery ampy hitelomako ny iviko?
|
|
|
|
Mampita hevitra amin'ny fampiasana fanontaniana fampisainana samihafa i Joba eto mba hanamafisana ny faniriany fa hitsahatra hiambina azy Andriamanitra. "
|
|
|
|
# Na dia nanota aza aho, dia ho inonao moa iza izany, Ianao izay mandinika ny olona?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io iu Joba mba hitenenana mafy an'Andriamanitra. "Eny fa na dia efa nanota aza aho, dia tsy hisy dikany aminao izany, Ianao izay mijery ny olona."
|
|
|
|
# Nahoana Ianao no nikendry ahy, mba ho enta-mavesatra ho anao?
|
|
|
|
"Nahoana no izaho no nokendrenao...anao?"
|