plt_tn/job/07/19.md

631 B

Mandra-pahoviana izany alohan'ny hialanao amiko, alohan'ny hamelanao ahy irery ampy hitelomako ny iviko?

Mampita hevitra amin'ny fampiasana fanontaniana fampisainana samihafa i Joba eto mba hanamafisana ny faniriany fa hitsahatra hiambina azy Andriamanitra. "

Na dia nanota aza aho, dia ho inonao moa iza izany, Ianao izay mandinika ny olona?

Mametraka io fanontaniana io iu Joba mba hitenenana mafy an'Andriamanitra. "Eny fa na dia efa nanota aza aho, dia tsy hisy dikany aminao izany, Ianao izay mijery ny olona."

Nahoana Ianao no nikendry ahy, mba ho enta-mavesatra ho anao?

"Nahoana no izaho no nokendrenao...anao?"