plt_tn/job/07/16.md

623 B
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Manohy mampiasa fampitoviana ato amin'ireto andininy ireto ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny akon'ny fahoriany amin'ny fahamendrehan-tenany.

Halako ny fiainako

"tsinontsinoaviko ny fiainako aho"

ho velona lalandava

"hiaina mandrakizay"

tsy misy dikany ny androko

"tsy misy fotony ny androko" na "tsy misy lanjany ny androko"

no tokony hiahianao azy

"no tokony harahinao maso izy"

no tokony ho rarahianao izy

"no tokony hiahy azy ianao"

no tokony ho dinihanao izy

"no tokony hanara-maso azy fatratra ianao"